Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 13:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nanaisotra an'i Saoly Izy, dia nanandratra an'i Davida ho mpanjakany sady nanambara azy hoe: Izaho nahita an'i Davida, zanak'i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra (1 Sam. 13. 14; Sal. 89. 20).

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:22 amin'ny teny manodidina.