Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 13:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa vita ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany, ny mpanapaka ny synagoga dia nampilaza taminy ka nanao hoe: Ry rahalahy, raha misy fananarana hataonareo amin'ny olona, dia ataovy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 13

Jereo Asan'ny Apostoly 13:15 amin'ny teny manodidina.