Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa hamoaka azy Heroda, dia natory teo anelanelan'ny miaramila roa lahy Petera tamin'iny alina iny, sady voafatotra tamin'ny gadra roa izy; ary nisy mpiambina niambina ny tranomaizina teo am-baravarana.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 12

Jereo Asan'ny Apostoly 12:6 amin'ny teny manodidina.