Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 11:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitsangana ny anankiray tamin'ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin'ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran'ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin'ny andron'i Klaodio.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:28 amin'ny teny manodidina.