Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 11:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay niely noho ny fanenjehana tamin'i Stefana dia nandeha hatrany, Foinika sy Kyprosy ary Antiokia, nefa tsy nitoriteny tamin'ny olona izy, afa-tsy tamin'ny Jiosy ihany.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 11

Jereo Asan'ny Apostoly 11:19 amin'ny teny manodidina.