Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 10:47-48 Malagasy Bible (MG1865)

47. Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?

48. Dia nasainy natao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin'ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10