Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 10:38 Malagasy Bible (MG1865)

Izay nohosoran'Andriamanitra tamin'ny Fanahy Masina sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon'ny herin'ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:38 amin'ny teny manodidina.