Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 10:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 10

Jereo Asan'ny Apostoly 10:23 amin'ny teny manodidina.