Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 1:25-26 Malagasy Bible (MG1865)

25. mba hahazoany anjara amin'izao fanompoana sy ny mah'Apostoly izao, izay nialan'i Jodasy hankanesany any amin'ny fitoerany.

26. Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin'i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan'ny Apostoly iraika ambin'ny folo lahy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 1