Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 1:18 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin'ny tambin'ny fahotany; ary potraka niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy.

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 1

Jereo Asan'ny Apostoly 1:18 amin'ny teny manodidina.