Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Asan'ny Apostoly 1:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin'izay nataon'i Jesosy sy nampianariny,

2. hatramin'ny andro nampiakarana Azy, rehefa nodidiany tamin'ny Fanahy Masina ny Apostoly izay nofidiny,

Vakio ny toko manontolo Asan'ny Apostoly 1