Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanam-piarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy entin'ny soavaly betsaka miriotra ho amin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:9 amin'ny teny manodidina.