Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nilazana izy mba tsy hanimba ny ahitra amin'ny tany, na ny zava-maitso, na ny hazo akory aza, fa ny olona izay tsy manana ny tombo-kasen'Andriamanitra eo amin'ny handriny ihany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:4 amin'ny teny manodidina.