Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanokatra ny lavaka tsy hita noanoa izy, dia nisy setroka niakatra ary tamin'ny lavaka, tahaka ny setroka ary amin'ny lafaoro lehibe, ary tonga maizina ny masoandro sy ny habahabaka noho ny setroka avy tao amin'ny lavaka.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:2 amin'ny teny manodidina.