Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 9:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary toy izao no nahitako ny soavaly teo amin'ny fahitana sy izay nitaingina azy: manana-piarovan-tratra tahaka ny afo sy ny setroka ary ny solifara izy; ary ny lohan'ny soavaly dia tahaka ny lohan'ny liona; ary misy afo sy setroka ary solifara mivoaka ary amin'ny vavany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 9

Jereo Apokalypsy 9:17 amin'ny teny manodidina.