Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 8:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny voalohany nitsoka, dia nisy havandra sy afo miharoharo rà, ka nararaka tamin'ny tany irany; ary may ny ampahatelon'ny tany, ary may ny ampahatelon'ny hazo, ary may koa ny ahi-maitso rehetra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 8

Jereo Apokalypsy 8:7 amin'ny teny manodidina.