Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 7:10 Malagasy Bible (MG1865)

dia niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 7

Jereo Apokalypsy 7:10 amin'ny teny manodidina.