Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 6:16 Malagasy Bible (MG1865)

ary hoy izy tamin'ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin'ny tavan'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fahatezeran'ny Zanak'ondry;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 6

Jereo Apokalypsy 6:16 amin'ny teny manodidina.