Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

dia hiankohoka eo anoloan'izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana ny loholona efatra amby roa-polo ka hivavaka amin'izay velona mandrakizay mandrakizay, dia hanipy ny satro-boninahiny eo anoloan'ny seza fiandrianana ka hanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 4

Jereo Apokalypsy 4:10 amin'ny teny manodidina.