Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:12 Malagasy Bible (MG1865)

Izay maharesy no hataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran'Andriamanitro sy ny anaran'ny tanànan'Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:12 amin'ny teny manodidina.