Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 22:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy tamiko: Tandremo, aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ny mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; Andriamanitra ihany no ivavaho.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 22

Jereo Apokalypsy 22:9 amin'ny teny manodidina.