Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 21:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:8 amin'ny teny manodidina.