Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 21:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tanàna dia efa-joro, ka mitovy ny lavany sy ny sakany; ary nandrefy ny tanàna tamin'ny volotara izy, ka roa arivo sy iray alina stadio. Mitovy ny lavany sy ny sakany ary ny hahavony.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:16 amin'ny teny manodidina.