Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 20:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 20

Jereo Apokalypsy 20:13 amin'ny teny manodidina.