Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 2:20 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa manan-teny aminao Aho, satria ianao mandefitra amin'ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin'ny sampy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 2

Jereo Apokalypsy 2:20 amin'ny teny manodidina.