Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fantatro izay onenanao, dia ao amin'ny itoeran'ny seza fiandrianan'i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin'ny andron'i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin'izay onenan'i Satana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 2

Jereo Apokalypsy 2:13 amin'ny teny manodidina.