Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 19:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny loholona elatra amby roa-polo sy ny zava-manan'aina efatra dia niankohoka nivavaka tamin'Andriamanitra. Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, ka nanao hoe: Amena; Haleloia!

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19

Jereo Apokalypsy 19:4 amin'ny teny manodidina.