Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 19:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niankohoka teo amin'ny tongony aho mba hivavaka aminy. Ary hoy izy tamiko: Tandremo. aza manao izao; fa mpanompo namanao ihany aho sady naman'ireo rahalahinao izay mitana ny filazana an'i Jesosy; Andriamanitra ihany no ivavaho; fa ny filazana an'i Jesosy no fanahin'ny faminaniana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19

Jereo Apokalypsy 19:10 amin'ny teny manodidina.