Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 19:1 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa afaka izany, dia nahare hoatra ny feon'ny vahoaka betsaka tany an-danitra aho nanao hoe: Haleloia! Ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery dia an'Andriamanitsika;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19

Jereo Apokalypsy 19:1 amin'ny teny manodidina.