Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 18:23 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny fahazavan'ny jiro tsy mba hahazava eo aminao intsony; ary ny feon'ny mpampakatra sy ny ampakarina tsy ho re eo aminao intsony; fa lehiben'ny tany ny mpandrantonao; fa ny ody ratsinao no nentinao namitaka ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:23 amin'ny teny manodidina.