Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 18:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanopy vovoka hiraraka tamin'ny lohany izy, dia niantso sady nitomany sy nisaona ka nanao hoe: Indrisy! indrisy! ilay tanàna lehibe, izay nampanan-karena izay rehetra manan-tsambo eny amin'ny ranomasina noho ny zava-tsaro-bidy tao aminy; fa tamin'ny ora iray monja no nahafoana izany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:19 amin'ny teny manodidina.