Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 18:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vokatra soa nirin'ny fanahinao dia efa niala taminao, ary ny zava-tsoa rehetra sy ny zava-malaza rehetra dia efa levona tsy ho anao, ary tsy ho hita intsony mandrakizay ireo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:14 amin'ny teny manodidina.