Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 17:5 Malagasy Bible (MG1865)

ary nisy anarana voasoratra teo amin'ny handriny nanao hoe: ZAVA-MIAFINA, BABYLONA LEHIBE, RENIN'NY MPIJANGAJANGA SY NY ZAVA-BETAVETA, AMIN'NY TANY.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17

Jereo Apokalypsy 17:5 amin'ny teny manodidina.