Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 16:18 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nisy helatra sy feo sy kotrokorana, ary nisy horohorontany mafy, izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nisian'olona tetỳ ambonin'ny tany, eny, tsy mbola nisy horohorontany mafy sy lehibe toy izany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16

Jereo Apokalypsy 16:18 amin'ny teny manodidina.