Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 16:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nahita aho fa indreo fanahy maloto telo tahaka ny sahona avy tamin'ny vavan'ilay dragona sy tamin'ny vavan'ilay bibi-dia ary tamin'ny vavan'ilay mpaminany sandoka.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16

Jereo Apokalypsy 16:13 amin'ny teny manodidina.