Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 14:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy teo amin'ny alitara, ary nanana fahefana tamin'ny afo izy; ary izy niantso ilay nanana ny fijinjana maranitra tamin'ny feo mahery hoe: Arosoy ny fijinjanao maranitra, ka angòny ny sampahom-boaloboka eo amin'ny tany; fa masaka tsara ny voalobony.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:18 amin'ny teny manodidina.