Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 14:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitako fa, indro, ny Zanak'ondry nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona, ary nisy efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy nomba Ary, samy manana ny anarany sy ny anaran'ny Rainy voasoratra eo amin'ny handriny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:1 amin'ny teny manodidina.