Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hiankohoka eo anoloany ny olona rehetra monina ambonin'ny tany, dia izay tsy manana ny anarany voasoratra eo amin'ny bokin'ny fiainan'ny Zanak'ondry, izay voavono hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:8 amin'ny teny manodidina.