Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 13:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia niakatra avy tamin'ny ranomasina, nanan-tandroka folo sy loha fito, ary tamin'ny tandrony dia nisy diadema folo; ary tamin'ny lohany dia nisy anarana fitenenan-dratsy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:1 amin'ny teny manodidina.