Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 12:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy famantarana hafa koa hita tany an-danitra, ka, indro, nisy dragona mena lehibe manan-doha fito sy tandroka folo, ary misy diadema fito amin'ny lohany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:3 amin'ny teny manodidina.