Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 12:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan'Andriamanitsika, Ary ny fahefan'ny Kristiny, Satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy eo anatrehan'Andriamanitsika andro aman'alina.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:10 amin'ny teny manodidina.