Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 11:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena maro dia misy mijery ny fatiny hateloan'andro sy tapany; ary tsy avelany halevina ao am-pasana ny fatiny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 11

Jereo Apokalypsy 11:9 amin'ny teny manodidina.