Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 11:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary novohana ny tempolin'Andriamanitra any an-danitra, ka hita ny fiaran'ny fanekeny teo anatin'ny tempoliny; ary nisy helatra sy feo sy kotrokorana sy horohorontany ary havandra vaventy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 11

Jereo Apokalypsy 11:19 amin'ny teny manodidina.