Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 11:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra izy roa nanao taminy hoe: Miakara atỳ. Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin'ny rahona ireo; ary nahatsinjo azy ny fahavalony.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 11

Jereo Apokalypsy 11:12 amin'ny teny manodidina.