Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nikotroka ny kotrokorana fito, dia efa hanoratra aho, kanjo nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Asio tombo-kase izay efa notononin'ny kotrokorana fito, fa aza soratana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 10

Jereo Apokalypsy 10:4 amin'ny teny manodidina.