Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 10:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia noraisiko ilay boky kely teny an-tanan'ny anjely ka nohaniko avokoa; ary raha nataoko teo am-bavako izy, dia mamy tahaka ny tantely, kanjo nony voateliko, dia nangidy ny kiboko.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 10

Jereo Apokalypsy 10:10 amin'ny teny manodidina.