Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho Jaona, rahalahinareo sy namanareo amin'ny fahoriana ary amin'ny fanjakana sy ny faharetana ao amin'i Jesosy, dia tao amin'ny nosy atao hoe Patmo noho ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana an'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:9 amin'ny teny manodidina.