Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

ary avy amin'i Jesosy Kristy, Vavolombelona marina sy Lahimatoa amin'ny maty ary Lehiben'ny mpanjaka amin'ny tany. Ho an'izay tia antsika ka namaha antsika ho afaka amin'ny fahotantsika tamin'ny ràny,

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:5 amin'ny teny manodidina.