Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 1:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitana kintana fito teny an-tànany ankavanana Izy; ary nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany; ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:16 amin'ny teny manodidina.