Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 1:11 Malagasy Bible (MG1865)

nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin'ny boky, ka ampitondray ho any amin'ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:11 amin'ny teny manodidina.